25-31 Oktobra
JOSOA 15-17
Hira 146 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Arovy ny Lovanao Sarobidy”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Js 17:15, 18: Ahoana no ahalalantsika hoe tena be ala tany Israely fahiny? (w15 15/7 32)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 15:1-12 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. (th lesona 19)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 4)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 1: hevitra 6 sy ilay Misy Miteny Hoe (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Torio Ilay Vaovao hoe Kely Sisa dia ho Tsara Be ny Fiainana!”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay hira hoe Ilay Tontolo Vaovao.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 16 § 9-14, efajoro “Tandremo fa Fetsy i Satana”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 4 sy Vavaka