4-10 Oktobra
JOSOA 8-9
Hira 127 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fianarana avy Amin’ny Tantaran’ny Gibeonita”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Js 8:29: Nahoana no nahantona teo amin’ny tsato-kazo ny mpanjakan’i Ay? (it “Ahantona” § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 8:28–9:2 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 2)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana fivoriana ilay olona. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 11)
Lahateny: (5 min.) it “Fifanekena” § 1-3; “Fifanekena”: “Fifanekena hafa”: Foto-kevitra: Inona no Ianarantsika avy Amin’ilay Fifanekena Nataon’i Josoa Tamin’ny Gibeonita? (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Manetre Tena (1Pe 5:5): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no nataon’i Petera sy Jaona mba hankatoavana an’ilay toromarik’i Jesosy momba ny Paska? Inona no lesona nampianarin’i Jesosy, ny alina talohan’ny nahafatesany? Ahoana no ahalalantsika hoe nandray am-po an’izany lesona izany i Petera sy Jaona? Ahoana avy no azontsika ampisehoana hoe manetry tena isika?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 15 § 10-17, efajoro “Hataoko ve Ilay Asa sa Tsia?”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 126 sy Vavaka