HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Fianarana avy Amin’ny Tantaran’ny Gibeonita
Nasehon’ny Gibeonita hoe hendry izy ireo (Js 9:3-6; it “Gibeona”: “Tamin’ny andron’i Josoa” § 1)
Tsy hendry ny anti-panahin’ny Israely satria tsy nanontany an’i Jehovah (Js 9:14, 15; w11 15/11 8 § 14)
Nanetry tena ny Gibeonita ka nanompo ny Israelita (Js 9:25-27; w04 15/10 18 § 14)
Nanao asa heverina ho ambany ny Gibeonita satria te hahazo sitraka tamin’i Jehovah. Ahoana koa no azontsika ampisehoana hoe manetry tena isika?