24-30 Oktobra
2 MPANJAKA 1-2
Hira 79 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fampiofanana Modely”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Mp 2:11: Nankaiza i Elia rehefa nolazaina hoe “niakatra ho eny amin’ny lanitra tao anaty tafio-drivotra”? (w05 1/8 9 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 2:1-10 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 13)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 7: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ny Zavatra Mampiavaka An’ilay Boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Manadinadìna mpitory mampianatra Baiboly amin’ilay boky Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Anontanio vetivety izy hoe: Inona no mahafinaritra anao amin’io fitaovana fampianarana io? Ahoana no ahitanao hoe misy vokany amin’ilay mpianatra ny video sy ny fanontaniana mampisaintsaina ao amin’ilay boky?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 24
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 66 sy Vavaka