Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Be Herim-po Hoatran’i Asa ve Ianao?

Be Herim-po Hoatran’i Asa ve Ianao?

Nafana fo niaro ny fivavahana marina i Asa (1Mp 15:11, 12; w12 15/8 8 § 4)

Be herim-po i Asa ka nasehony hoe zava-dehibe kokoa noho ny fianakaviany ny fanompoany (1Mp 15:13; w17.03 19 § 7)

Ny toetra tsaran’i Asa no mbola nisongadina kokoa noho ny fahadisoana nataony (1Mp 15:14, 23; it “Asa, I”: “Narary ary maty” § 2)

SAINTSAINO IZAO: ‘Mafana fo amin’ny fivavahana marina ve aho? Tsy mifanerasera intsony amin’izay olona niala tamin’i Jehovah ve aho, na dia fianakaviako aza izy?’​—2Jn 9, 10.