HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mandra-pahoviana Ianareo no Hiroaroa Saina?”
Nasain’i Elia hanapa-kevitra haingana ny Israelita (1Mp 18:21; w17.03 14 § 6)
Tsy nisy akory i Bala (1Mp 18:25-29; ia 88 § 15)
Nasehon’i Jehovah tamin’ny fomba miavaka hoe izy no Andriamanitra (1Mp 18:36-38; ia 90 § 18)
Nasain’i Elia nankatò ny Lalàn’i Jehovah ny vahoaka mba hampisehoan’izy ireo ny finoany. (De 13:5-10; 1Mp 18:40) Asehontsika koa hoe manam-pinoana isika sady mahafoy tena ho an’Andriamanitra rehefa manaraka tsara ny didiny.