31 Oktobra–6 Novambra
2 MPANJAKA 3-4
Hira 151 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Raiso ny Zanakao”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Mp 4:38: Iza ilay lazaina hoe “zanaky ny mpaminany”? (it “Mpaminany”: “Zanaky ny mpaminany”)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 3:1-12 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 17)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 20)
Lahateny: (5 min.) w13 15/8 28-29: Foto-kevitra: Tahafo i Elisa fa Nanetry Tena Izy Rehefa Nanompo (th lesona 15)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Inona no Hanampy Anao Mandra-piandry ny Fitsanganan’ny Maty?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Maty ve ny Olona Iray Akaikin’ny Fonao?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 25
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 139 sy Vavaka