11-17 Septambra
ESTERA 3-5
Hira 85 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ampio ny Hafa mba Hanome ny Tsara Indrindra”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Es 4:12-16: Ahoana no ataontsika mba hahafahantsika hanompo an’i Jehovah an-kalalahana, toy ny nataon’i Estera sy Mordekay? (kr 160 § 14)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Es 3:1-12 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Fanjakana—Mt 14:19, 20. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 16)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 12: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 15)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Be Herim-po i Estera: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Ahoana avy no tianao ampisehoana hoe be herim-po hoatran’i Estera ianao?
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 57
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 125 sy Vavaka