Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mafy Loatra ve ny Mahazo Anao ka Mila Tsy ho Zakanao?

Mafy Loatra ve ny Mahazo Anao ka Mila Tsy ho Zakanao?

Hoatran’ny asa an-terivozona no fahitan’i Joba ny fiainany rehefa niatrika fitsapana izy (Jb 7:1; w06 15/3 14 § 10)

Nangidy loatra ny fiainany dia navoakany daholo izay tao am-pony (Jb 7:11)

Nilaza koa izy hoe te ho faty mihitsy (Jb 7:16; w20.12 16 § 1)

Raha mitady tsy ho zakanao izay mahazo anao dia aborahy amin’i Jehovah izay ao am-ponao. Miresaha koa amin’ny namana matotra satria mety hanamaivana anao izany.​—g 1/12 16-17.