18-24 Septambra
ESTERA 6-8
Hira 115 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ohatra Momba ny Fifampiresahana Tsara”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Es 7:4: Nahoana no “hisy vokany ratsy amin’ny mpanjaka” ny fandripahana ny Jiosy? (w06 1/3 11 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Es 8:9-17 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 12)
Lahateny: (5 min.) w22.01 10-11 § 8-10: Foto-kevitra: Miezaha Hahay Hampianatra Hoatran’i Jakoba ka Ataovy Tsotra ny Fanazavanao. (th lesona 17)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miantehera Amin’i Jehovah Rehefa Misy Mampijaly”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 58
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 124 sy Vavaka