Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ohatra Momba ny Fifampiresahana Tsara

Ohatra Momba ny Fifampiresahana Tsara

Niandry fotoana nety tsara i Estera vao niteny (Es 7:2; ia 140 § 15-16)

Nanaja sy nahay nandanjalanja izy rehefa niresaka (Es 7:3; ia 140 § 17)

Niresaka tamim-pahatsorana izy (Es 7:4; ia 141 § 18-19)

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no anahafako an’i Estera rehefa mifampiresaka amin’ny fianakaviako aho?’