2-8 Oktobra
JOBA 1-3
Hira 141 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Asehoy Foana hoe Tianao Be i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 1:10: Nahoana io andinin-teny io no manampy antsika hahatakatra ny tian’i Jesosy holazaina ao amin’ny Matio 27:46? (w21.04 11 § 9)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 3:1-26 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 9)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 20)
Lahateny: (5 min.) w22.01 11-12 § 11-14: Foto-kevitra: Miezaha Hahay Hampianatra Hoatran’i Jakoba ka Aza Odiana Tsy Hita ny Olana Mahazo Azy ary Manetre Tena. (th lesona 18)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Nieritreritra Aho hoe Efa Nananako Daholo ny Zava-drehetra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Fa maninona ny Rahalahy Birdwell no nieritreritra hoe efa nananany daholo ny zava-drehetra?
Inona no vokany rehefa namaky ny Matio 6:33 izy?
Inona koa no nianaranao avy amin’ny fianakavian’i Birdwell?
“Ampiasao ny Pejy Fandraisana ao Amin’ny JW.ORG Rehefa Manompo”: (5 min.) Fiaraha-midinika.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 59: Hevitra 6, famintinana sy famerenana ary tanjona
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 129 sy Vavaka