HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Asehoy Foana hoe Tianao Be i Jehovah
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Joba.]
Nilaza i Satana fa tombontsoa fotsiny, hono, no nahatonga an’i Joba hanompo an’i Jehovah ary tsy tena tia azy izy (Jb 1:8-11; w18.02 6 § 16-17)
Milaza i Satana fa tsy tena tia an’i Jehovah, hono, isika (Jb 2:4, 5; w19.02 5 § 10)
Avelan’i Jehovah hanaporofo isika tsirairay hoe mpandainga i Satana. (Oh 27:11) Afaka asehontsika hoe tiantsika be i Jehovah rehefa izy foana no ataontsika eo amin’ny toerana voalohany, na amin’ny mora na amin’ny sarotra.