23-29 Oktobra
JOBA 8-10
Hira 107 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 9:32: Inona no tokony hataontsika raha misy andinin-teny tsy azontsika? (w10 15/10 6-7 § 19-20)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 9:20-35 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 17)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 3)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 16: Hevitra 6 sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ampio Hahafantatra ny Mpamorona Azy ny Olona Tsy Mpivavaka”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) rr “Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana” sy “Fanazavana ny Zavatra Mampiavaka An’ity Boky Ity”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 95 sy Vavaka