25 Septambra–1 Oktobra
ESTERA 9-10
Hira 102 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsy Nanararaotra Fahefana Izy”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Es 9:15, 16: Nahoana ny Jiosy no tsy nandroba ny fananan’ireo olona novonoiny? (w06 1/3 11 § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Es 9:1-14 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 6)
Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 13)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 12: Teny fampidirana an’ilay hoe Andao Hohalalinintsika sy hevitra 4 (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mpiandry Ondry Mitady Izay Hahasoa ny Vahoakan’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 59: Hevitra 1-5
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 55 sy Vavaka