30 Oktobra–5 Novambra
JOBA 11-12
Hira 87 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fomba Telo Ahazoana Fahendrena”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 12:11: Inona no hanampy anao mba hahay hihaino kokoa, araka ilay torolalana ao amin’io andininy io? (w08 1/8 11 § 5)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 12:1-25 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 13)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 12: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ry Ray Aman-dreny, Ampio ny Zanakareo mba Hanana Fahendrena avy Amin’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) rr toko 1 § 1-7, video fampidirana a
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 37 sy Vavaka
a Rehefa misy video fampidirana dia tokony halefa alohan’ny handinihana ny fehintsoratra ilay izy.