4-10 Septambra
ESTERA 1-2
Hira 137 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Estera”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Es 2:5: Inona no porofo hoe marina ny zavatra resahin’ny Baiboly momba an’i Mordekay? (w22.11 31 § 3-6)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Es 1:13-22 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fanjakana—Mt 6:9, 10. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 1)
Lahateny: (5 min.) w20.11 13-14 § 3-7: Foto-kevitra: Fanampiana avy Amin’i Jesosy sy ny Anjely. (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ny Hevitry ny Tanora toa Anao: Bika Aman’endrika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Nahoana no sarotra ny mahay mandanjalanja fa tsy mifantoka be loatra amin’ny bika aman’endrika?
Ahoana no anampian’ilay torolalana ao amin’ny 1 Petera 3:3, 4 antsika mba hahay handanjalanja?
Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Septambra ity.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 56 sy fanamarihana 6, 7
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 101 sy Vavaka