HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina
Hoatran’ny hoe azo itokisana ny tenin’i Elifaza satria zokiolona izy sady hendry (Jb 4:1; it “Elifaza” § 2)
Nilaza hafatra hanakiviana an’i Joba izy satria nisy demonia nifandray taminy (Jb 4:14-16; w05 15/9 26 § 2)
Marina ny zavatra sasany noresahin’i Elifaza kanefa nampihariny tamin’ny fomba ratsy (Jb 4:19; w10 15/2 19 § 5-6)
Manaparitaka vaovao tsy marina mampidi-doza foana ny tontolon’i Satana.
SAINTSAINO IZAO: ‘Maka fotoana handinihana tsara an’izay vaovao azoko ve aho?’—mrt 32 § 13-17.