Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

14-20 Oktobra

SALAMO 96-99

14-20 Oktobra

Hira 66 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. ‘Ambarao ny Vaovao Tsara’!

(10 min.)

Resaho amin’ny hafa ilay vaovao tsara (Sl 96:2; w11 1/3 6 § 1-2)

Ampianaro ny vaovao tsara momba ny Andro Fitsarana izy ireo (Sl 96:12, 13; w12 1/9 16 § 1)

Ampahafantaro azy ireo ny fikasan’i Jehovah hoe hidera ny anarany daholo ny olombelona rehetra eto an-tany (Sl 99:1-3; w12 15/9 12 § 18-19)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 96:1: Ilazana inona matetika ilay hoe “hira vaovao”? (it “Hira, II” § 3)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Aoka Ianao ho Tapa-kevitra Hanampy: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 10, hevitra 1-2.

5. Aoka Ianao ho Tapa-kevitra Hanampy: Tahafo i Jesosy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 9

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 121 sy Vavaka