23-29 Septambra
SALAMO 88-89
Hira 22 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Ny Fitondran’i Jehovah no Tsara Indrindra
(10 min.)
Hampanjaka ny rariny ny fitondran’i Jehovah (Sl 89:14; w17.06 28 § 5)
Lasa falifaly izay manaiky ny fitondran’i Jehovah (Sl 89:15, 16; w17.06 29 § 10-11)
Haharitra mandrakizay ny fitondran’i Jehovah (Sl 89:34-37; w14 15/10 10 § 14)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
-
Sl 89:37 : Inona no maha samy hafa ny hoe azo ianteherana sy tsy mivadika? (cl 281 § 4-5)
-
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Sl 89:1-24 (th lesona 11)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hianatra Baiboly ny olona iray tsy Kristianina. (lmd lesona 5, hevitra 5)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) ISAN-TRANO. Anontanio ilay olona raha azonao aseho azy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 9)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(5 min.) Lahateny. ijwbq 181: Foto-kevitra: Inona no Zavatra Resahin’ny Baiboly? (th lesona 2)
Hira 94
7. Ny Fitsipik’i Jehovah no Tsara Indrindra
(10 min.) Fiaraha-midinika.
Hentitra loatra sy efa lany andro no fahitan’ny ankamaroan’ny olona ny fitsipik’i Jehovah momba ny firaisana sy ny fanambadiana. Ianao ve anefa resy lahatra tanteraka hoe tena mahasoa anao foana ny manaraka ny fitsipik’i Jehovah?—Is 48:17, 18; Ro 12:2.
-
Nahoana isika no tsy tokony hieritreritra hoe mahasoa ny fitsipika arahin’izao tontolo izao momba ny fitondran-tena? (Je 10:23; 17:9; 2Ko 11:13-15; Ef 4:18, 19)
-
Nahoana isika no tokony hatoky hoe mahasoa ny fitsipik’i Jehovah momba ny fitondran-tena? (Jn 3:16; Ro 11:33; Tit 1:2)
Mampianatra ny Baiboly fa “tsy handova ny Fanjakan’Andriamanitra” izay tsy mankatò ny lalàn’Andriamanitra momba ny fitondran-tena. (1Ko 6:9, 10) Izany fotsiny ve anefa no mahatonga antsika hanaraka ny fitsipik’Andriamanitra?
Alefaso ilay VIDEO hoe Nahoana Aho no Mino? Ny Fitsipik’i Jehovah no Tsara Indrindra. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:
-
Nahoana no miaro antsika ny fitsipik’Andriamanitra momba ny fitondran-tena?
8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(5 min.)
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) rr fizarana 4, toko 15 § 1-7, video fampidirana