Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

9-15 Septambra

SALAMO 82-84

9-15 Septambra

Hira 80 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mitsiriritra erỳ ny iray amin’ny taranak’i Kora mijery an’ilay sidintsidina manana akany ao amin’ny tokotanin’ny tempoly

1. Mifalia Amin’izay Ataonao ho An’i Jehovah

(10 min.)

Sarobidy amintsika ny fanompoantsika an’i Jehovah (Sl 84:1-3; wp16.6 8 § 2-3)

Ankafizo izay fanendrena efa azonao fa aza mifantoka amin’izay tianao ho azo (Sl 84:10; w08 15/7 30 § 3-4)

Tsara fanahy amin’izay rehetra tsy mivadika aminy i Jehovah (Sl 84:11; w20.01 17 § 12)

Mahazo fitahiana isika nefa koa miatrika olana amin’ny fanendrena tsirairay. Raha mifantoka amin’ireo fitahiana anefa isika, dia ho faly foana na inona na inona fanendrena azontsika.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 82:3: Nahoana no zava-dehibe ny mampiseho fitiavana sy fiahiana ny “kamboty” eo anivon’ny fiangonana? (it “Kamboty Ray” § 2-3)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miezaha Hangoraka: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 9, hevitra 1-2.

5. Miezaha Hangoraka: Tahafo i Jesosy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 57

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 59 sy Vavaka