Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

8 Martsa 2003

Tsy Fahampian-tsakafo—“Loza Misoko Mangina”

Nahoana no maro be aoka izany ny tsy ampy sakafo, indrindra fa ny ankizy? Fantaro ny antony lehibe indrindra mahatonga ny tsy fahampian-tsakafo sy ny fomba hisorohana izany.

3 Loza Miely Patrana

5 Olana Goavana sy ny Vokany Maharitra

10 Efa Hifarana Ilay “Loza Misoko Mangina”!

13 Fanehoana Fitiavana Nandritra ny Fotoan-tsarotra

22 Ny Fiheveran’ny Baiboly

Ahoana no Tokony Hampiasantsika ny Safidy Malalaka?

24 Voankazo Mivolombolamena sy Manan-tantara

28 Topy Maso Eran-tany

30 Avy Amin’ny Mpamaky

31 Lehilahy Nifidy ny Hankatò An’Andriamanitra

32 “Izay vao Nahakasika Ahy Ilay Izy”

Mpifindra Monina Manao Rodobe 15

Tsy ho hay hadinoina ny mahita gnou an-tapitrisa, manao rodobe mamakivaky ny tany lemaka afrikanina.

Tokony Hijery Clip ve Aho? 19

Mihamaro ny clip misy herisetra sy sary vetaveta. Inona no fanapahan-kevitrao?

[Sary, pejy 2]

Somalia

[Sary nahazoan-dalana]

© Betty Press/Panos Pictures

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

FONONY: UN/DPI Photo by Eskinder Debebe