Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

8 Oktobra 2003

Hifarana ve ny Herisetra?

Nitomany ny olona iray nieren-doza, taorian’ny fandevenana ireo mpianatra valo nisy namono tany Ikeda, Japon. Feno herisetra ny tany. Inona no mahatonga ny olona hanao zavatra mahatsiravina toy izany? Hisy ve ny vahaolana?

3 Nahoana no Nirongatra Tampoka ny Herisetra?

5 Nahoana no Manjaka ny Herisetra Ankehitriny?

10 Misy Vahaolana Azo Antenaina Ve?

12 Antoky ny Fahavelomana ny Rano

14 Vano Mahay Mandihy

18 Nanokanako ny Fiainako ny Siansa

22 Fantatrao Ve?

26 “Ataovy Foana Izay Tsara”

30 Avy Amin’ny Mpamaky

31 Hazokely Manadio Nify

32 Fomba Hananana Fanambadiana Vanona

Tokony Hanao Tatoazy ve Aho? 23

Nahoana no mahasarika ny tanora sasany ny tombokavatsa? Inona avy ireo lafin-javatra tsy maintsy dinihina?

Fomba Enina Hitandroana ny Fahasalamana 27

Aretina maro no ho voasoroka raha arahina ireo torohevitra ireo.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

AFP PHOTO/Toshifumi Kitamura