Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

8 Aprily 2004

Azo Hatsaraina ve Ity Tontolo Ity?

Olona maro no mihevitra fa mila fiovana lehibe ny fiaraha-monina. Manana vahaolana ve anefa ireo mpitondra fiovana? Raha tsy izany, dia iza no mahita vahaolana?

3 Antsoantso Fanovana

5 Mahavaha ny Olana ve Ireo Mpitondra Fanovana?

11 Zavatra Tsara Kokoa Noho ny Fanovana

18 Nampianarinay ho Tia An’Andriamanitra i Kristi

20 Ny Fiheveran’ny Baiboly

Azo Resena ve ny Fahazaran-dratsy?

22 Voavonjy Tamin’ny Tondra-drano!

23 “Vaksiny Vita ho Azy” ny Savony

24 Fitsidihana Vorona “Lany Tamingana”

28 Topy Maso Eran-tany

30 Avy Amin’ny Mpamaky

31 Ireo Siramamy Mahavelona

32 Diniho ny Tenin’Andriamanitra!

Nahoana Andriamanitra no Mamela Antsika Hijaly? 12

Tokony ho tezitra amin’Andriamanitra ve isika, satria mamela ny fijaliana hisy izy? Fantaro ny valin-teny mahafa-po avy ao amin’ny Baiboly.

Tongava Ara-potoana! 15

Mety hahita zava-manahirana eo amin’ny fiainany manokana sy ny asany ny olona iray raha tara lava. Ireto misy torohevitra azo ampiharina mba hanampy anao ho tonga ara-potoana.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

FONONY: Gilaoby: Used with permission from The George F. Cram Company, Indianapolis, Indiana

UN/DPI Photo by Eskinder Debebe