Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

8 Oktobra 2004

Ankizivavy Bevohoka—Olana Eran-tany

Ankizivavy an-tapitrisany no sahirana mitaiza irery. Afaka ny hahomby ve izy ireo? Inona no fomba tsara indrindra azo anampiana ny tanora hisoroka io olana io?

3 Mbola Kely dia efa Reny

4 Ankizivavy Bevohoka—Olana Eran-tany

8 Inona no Azonao Atao mba Hitaizana Tsara ny Zanakao?

11 Fanampiana sy Fiarovana ny Tanora

13 Manontany ny Tanora Hoe...

Inona no Maha Ratsy ny Miboboka Toaka?

16 Bibikely Tsara Tarehy toy ny Firavaka

18 Inona moa ny Hazapotsy?

19 “Hitanao Ihany Aho, Jehovah!”

27 Fantatrao Ve?

28 Topy Maso Eran-tany

30 Avy Amin’ny Mpamaky

31 Hazavana Mamirapiratra any Anaty Ranomasina

32 Io Mihitsy no Ilain’ny Tanora

Ahoana no Tokony Hitondrantsika ny Zokiolona? 22

Voalaza fa betsaka ny zokiolona tsy raharahaina na entina amin’ny fomba ratsy, eran-tany. Ahoana no tokony hitondrana ny zokiolona, araka ny Baiboly?

Ilay Areti-maso Mahatonga Fahajambana 24

Ny glaucome no anisan’ny antony lehibe mahatonga fahajambana maharitra. Iza no mety ho voan’izy io, ary ahoana no azo isorohana azy?