Loha Hevitra ato Anatiny
Loha Hevitra ato Anatiny
8 Janoary 8 2005
Fikarakarana ny Marary efa ho Faty
Mety hila handray fanapahan-kevitra voahevitra tsara isika indray andro any, rehefa misy havantsika marary tsy ho sitrana intsony. Adidintsika àry ny mamantatra tsara izay tokony hatao ho azy ireo. Dokotera no nanoratra ireo lahatsoratra manaraka, ka azo antoka fa hahaliana anao izy ireo.
3 Fikarakarana ny Marary efa ho Faty
4 Inona no Azo Atao ho An’ny Marary efa ho Faty?
7 Ny Fanampiana Tsara Indrindra!
15 Soavalin-dranomasina Mahay Mandihy
23 Fitsidihana Tsy Hay Hadinoina ny Vava Volkano Ngorongoro
28 Nampahalaza ny Fandidiana Tsy Ampiasana Ra ny Vavolombelon’i Jehovah
31 “Raha mba Fantatry ny Tanora Mantsy Izany!”
32 Ahoana no Hanatonana Kokoa An’Andriamanitra?
Voasoratra fa Hahita Azy Aho 10
Mpanakanto ny zanaka mpilalao filma iray. Nahoana anefa no tsy nahafa-po azy ny asany, ary ahoana no nananany fanantenana sy nampisy heviny ny fiainany?
Fahalemena ve ny Fahalemem-panahy? 18
Betsaka no mihevitra fa izany tokoa no izy. Tsy izany anefa no lazain’ny Baiboly.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Activa, 1979