Loha Hevitra ato Anatiny
Loha Hevitra ato Anatiny
8 Febroary 2005
Fantatrao ve ny Manjo ny Dokoteranao?
Olona maro no tia dokotera mangoraka, izany hoe mahatakatra ny fihetseham-pony sy ny fanahiany. Firy anefa ny marary mahafantatra ny fihetseham-pon’ny dokoterany sy ny adin-tsainy?
3 Niova ny Fiainan’ny Dokotera
Ahoana no Hataoko Raha Tantarainy Amiko ny Olana Mahazo Azy?
18 ‘Tonga Zavatra Rehetra Tamin’ny Olona Rehetra’ ve ny Zezoita?
25 Bitro sy Saobakaka Manafika Kontinanta
32 Ilay Boky Fianarana Tena Tian’ny Tanora
Mila Anehoana Fiheverana ny Zanaka 12
Inona no tsy maintsy ataon’ny ray aman-dreny, mba hanehoana fiheverana izay ilain-janany?
“Ny Dr. Livingstone Ianao E?” 22
Tsy fihaonana nampihetsi-po fotsiny ny an’i Stanley sy Livingstone. Ho hitanao fa tena nilaina ela be tatỳ aoriana ny vokatry ny asan’izy ireo.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Avy amin’ny boky Missionary Travels and Researches in South Africa, 1858