Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Valiny Azo Ampiharina Amin’ireo Fanontanianao!

Valiny Azo Ampiharina Amin’ireo Fanontanianao!

Valiny Azo Ampiharina Amin’ireo Fanontanianao!

• Nahoana ny ray aman-dreniko no tsy mahatakatra ny fomba fihevitro?

• Nahoana i Dada sy i Neny no nisaraka?

• Ahoana no hahazoako tena namana?

• Nahoana aho no ketraka aoka izany?

• Nahoana aho no ataon’izy ireo lasibatra foana?

• Ahoana ny amin’ny firaisana alohan’ny fanambadiana?

Tsy mitovy amin’ny boky hafa rehetra natao ho an’ny tanora ny boky Manontany ny Tanora—Valiny Mandaitra. Vokatry ny resadresaka nifanaovana tamin’ny tanora maro maneran-tany izy io. Tena mandaitra ny valin-teniny miorina amin’ny Baiboly! Sasantsasany ihany amin’ireo fanontaniana valian’io boky 320 pejy io, ireo voalaza etsy ambony.

Raha te hanafatra azy io ianao, dia fenoy ity tapakila ity ary alefaso any amin’ilay adiresy voalaza eo, na any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso ilay boky hoe Manontany ny Tanora—Valiny Mandaitra aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.