Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Inona no zava-kendren’ny fiainana?

Inona no zava-kendren’ny fiainana?

Inona no zava-kendren’ny fiainana? *

▪ Nisy filozofa sy teolojianina ary olon-tsotra niezaka mafy namaly io fanontaniana io, nandritra ny an’arivony taona. Tsy nisy vokany anefa ny fikarohan’izy ireo, hany ka maro no mihevitra fa tsy misy valiny io fanontaniana io. Tena misy valiny anefa izy io, ary tsy sarotra ilay izy na dia lalina aza.

Ao amin’ny Baiboly no ahitana azy. Mba hahitana fahasambarana sy hananana zava-kendrena eo amin’ny fiainana, dia ilaina ny miezaka hahafantatra hoe nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny faharatsiana sy ny tsy rariny. Ilaina koa ny miezaka hifandray tsara aminy. Ahoana no anaovana an’izany? Nanampy olona maro ilay bokikely 32 pejy hoe Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?

Raha te hanafatra azy io ianao, dia fenoy ity tapakila ity ary alefaso any amin’ilay adiresy voalaza eo, na any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5 amin’ity gazety ity.

□ Mba andefaso ilay bokikely hoe Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io? aho.

□ Mba andefaso olona aho hampianatra Baiboly ahy maimaim-poana atỳ an-tranoko.

[Loharanon-kevitra]

 ^ feh. 1 Hita koa ao amin’ny Mifohaza! 8/8/2007, pejy 32.