Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

8 Novambra 2005

Fanantenana ho An’ny Mahantra

Voalaza fa mizara roa izao tontolo izao, dia ny tany manankarena sy mahantra. Mihamaro anefa ny mahantra. Inona no fanantenana ho azy ireo?

3 Tontolo Voazarazara Noho ny Harena

4 Fahasamihafana Goavana eo Amin’ny Manankarena sy Mahantra

7 Ny Tena Vahaolana Amin’ny Fahantrana

14 Nanampy sy Nankahery Anay Andriamanitra

16 Vinanihefak’i Eoropa—Feno Zavatra Miavaka

19 Manontany ny Tanora Hoe...

Ahoana no Isorohako ny Loza ao Amin’ny Chat Room?

22 Fantatrao Ve?

23 Tsikirikirioka—Mpisidina Kinga Mareva-doko

28 Topy Maso Eran-tany

30 Avy Amin’ny Mpamaky

31 Nampionona tao Anatin’ny Fahoriana Mangidy

32 Misy Fiainana ve Aorian’ny Fahafatesana?

Ataovy Izay Hahatsara ny Tsikinao 11

Misy vokany amin’ny tsiky ny nify. Ahoana no hanatsaranao ny tsikinao?

Manambany ny Vehivavy ve ny Baiboly? 26

Maro no milaza fa manambany ny vehivavy ny fampianaran’ny Baiboly hoe tokony hanaiky fahefana izy ireo. Marina ve izany?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Fonony: © Karen Robinson/Panos Pictures