Ahoana no Havalinao?
Ahoana no Havalinao?
TAIZA NO NITRANGAN’ITY?
1. Rano taiza no nitrangan’ity zavatra asehon’ny sary ity?
Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.
Ny Ranomasina Lehibe
Ranomasin’i Galilia
Reniranon’i Jordana
Ranomasin-tsira
◆ Fantatrao ve ny anaran’ireo olona roa tsy ao anaty sambo?
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
◆ Nahoana no olona iray ihany no milentika?
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
OVIANA NO NITRANGA IRETO?
Ampifandraiso amin’ny tsipika ny sary sy ny daty marina.
1077 T.K. 947 T.K. 647 T.K. 539 T.K. 537 T.K.
2. Daniela 5:5
IZA ÀRY AHO?
5. Namely Filistinina 600 tamin’ny fanindronan’omby aho
IZA ÀRY AHO?
6. Nihinana tantely aho ka nandika ny fianianana nataon-draiko
ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
Valio ireto fanontaniana ireto, ary omeo ny andinin-teny banga.
Pejy 7 Nahoana no maty ny olombelona? (Romanina 6: ____)
Pejy 9 Inona no hoavy ampanantenain’ny Baiboly? (Apokalypsy 21: ____)
Pejy 12 Inona no mety hahatonga ny olona hanao zavatra amin-kadalana? (Mpitoriteny 7: ____)
Pejy 19 Aiza isika no tokony hitady tari-dalana, ary nahoana? (2 Timoty 3: ____)
Ho An’ny Ankizy
Hitanao ato amin’ity gazety ity ve ireto sary ireto? Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary.
(Valiny, pejy 14)
VALIN’NY PEJY 31
1. Ranomasin’i Galilia.—Jaona 6:1, 16.
◆ Jesosy sy Petera.—Matio 14:26-31.
◆ Nanjary nisalasala i Petera, fa tsy mba toy izany i Jesosy.—Matio 14:31.
2. 539 T.K.
3. 647 T.K.
4. 1077 T.K.
5. Samgara.—Mpitsara 3:31.
6. Jonatana.—1 Samoela 14:27.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]
Boribory ambony: U.S. Fish & Wildlife Service, Washington, D.C./Duane C. Anderson