Ahoana no Havalinao?
Ahoana no Havalinao?
TAIZA NO NITRANGAN’ITY?
1. Iza ilay tanàna akaikin’ny toerana nitrangan’ity fahagagana ity?
Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.
Nazareta
Zafona
Adama
Jeriko
◆ Inona ilay “lanitra” niakaran’i Elia?
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
◆ Nahoana i Elisa no nangataka anjaran-droa tamin’ny fanahin’i Elia?
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
▪ Iaraha-midinika: Inona no lesona raisinao avy amin’ny fangatahan’i Elisa?
OVIANA NO NITRANGA IRETO?
Ampifandraiso amin’ny tsipika ny sary sy ny daty marina.
Taona 29 30 31 32 33 36
2. Lioka 3:1, 2
3. Jaona 5:1-9
IZA ÀRY AHO?
5. Namoaka didy hamonoana ahy ny vadiko, nefa namonjy ny aiko ny torohevitry ny zanaky ny rahalahin-draiko.
IZA ÀRY AHO?
6. Herintaona latsaka aho tamin’izaho tonga tao amin’ny tempoly, ary nijanona tao enin-taona.
ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.
Pejy 5 Inona no azonao atao mba ho tia anao ny olona iray? (Tonon-kiran’i Solomona 8: ____)
Pejy 6 Inona no tafiditra amin’ny tena fitiavana? (Kolosianina 3: ____)
Pejy 13 Oviana i Jesosy no nambara ho Zanak’Andriamanitra, tamin’ny fomba manokana sy tamin-kery? (Romanina 1: ____)
Pejy 27 Inona no voka-dratsin’ny faniriana tsy voafehy? (Romanina 1: ____)
Ho An’ny Ankizy
Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.
(Valiny, pejy 20)
VALIN’NY PEJY 31
1.Jeriko.—2 Mpanjaka 2:4-11.
◆ Ny habakabaka.—Ny Tilikambo Fiambenana 1/8/05, p. 9.
◆ Anjaran-droa nitovy tamin’izay tokony homena ny lahimatoa no nangatahiny.—Ny Tilikambo Fiambenana 1/11/03, p. 31.
2. Taona 29.—Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany, * toko 11.
3. Taona 31.—Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany, toko 29.
4. Taona 30.—Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany, toko 17.
5. Estera.—Estera 2:7, 17; 3:12, 13; 4:12-17; 8:3-8.
6. Joasy.—2 Tantara 22:11, 12; 23:20–24:1.
[Fanamarihana ambany pejy]
^ feh. 39 Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]
Boribory ambony: Courtesy of London Ambulance Service NHS Trust; boribory fahatelo: Courtesy of Tourism Queensland