Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

TAIZA NO NITRANGAN’ITY?

1. Taiza io lehilahy jamba hatrany an-kibon-dreniny io no lasa nahiratra?

Ataovy anaty boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

JEROSALEMA

Dobon’i Betesda

Loharanon’i Gihona

Dobon’i Siloama

◆ Inona no nataon’i Jesosy taminy talohan’ny nanirahany azy ho any?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

◆ Iza ilay mpivady be taona eo amin’ny sary, ary nahoana izy ireo no matahotra?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

Iaraha-midinika: Inona no lesona tsoahinao avy amin’io tantara io?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Ampifandraiso amin’ny tsipika ny sarin’ny toeram-pivavahana tsirairay sy ny daty nahavitany.

1513 1512 1473 1027 515 455 T.K.

2. 1 Mpanjaka 6:1, 37, 38

3. Eksodosy 40:1, 2, 33

4. Ezra 6:15

IZA ÀRY AHO?

5. Nanompo mpanjaka mpanompo sampy aho, nefa nampiasa ny talentako mba hanorenana ny tempoly.

IZA ÀRY AHO?

6. Anisan’ny nanohana ny tanan’i Mosesy ny raibeko, fa izaho kosa anisan’ny nanorina ny tranolain’Andriamanitra.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 3 Firy taona eo ho eo ny androm-piainan’ny olona ankehitriny? (Salamo 90: ____)

Pejy 9 Hataon’i Jehovah ahoana ny fahafatesana? (Isaia 25: ____)

Pejy 17 Manampy anao hanao inona ny famakiana Baiboly? (Asan’ny Apostoly 17: ____)

Pejy 24 Manaporofo inona ny sponjy any an-dranomasina? (Salamo 104: ____)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 12)

VALIN’NY PEJY 31

1. Dobon’i Siloama.—Jaona 9:7.

◆ Nanao feta tanimanga tamin’ny rorany i Jesosy ary napetany teo amin’ny mason’ilay lehilahy jamba.—Jaona 9:6.

◆ Ny ray aman-drenin’ilay lehilahy. Natahotra ny horoahina hiala amin’ny synagoga izy ireo.—Jaona 9:18-23.

2. 1027 T.K.

3. 1512 T.K.

4. 515 T.K.

5. Hirama.—1 Mpanjaka 7:13, 14; 2 Tantara 2:11-13.

6. Bezalila.—Eksodosy 17:11, 12; 35:30, 31.