MIFOHAZA! Jona 2006

MATOAN-DAHATSORATRA

Mihorohoro ny Ankizy

Maro no mijaly noho ny fampihorohoroana, ary anisan’izany ny ankizy. Hifarana ihany ve izy io?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nandriaka Foana ny Ra Teto An-tany

Inona no nahatonga ny fampihorohoroana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ela ny Ela ka Hilamina Ihany ny Tany!

Ny Mpamorona irery no afaka mamaha ny olana eto an-tany, anisan’izany ny asa fampihorohoroana. Nahoana isika no matoky fa hanao izany izy?