Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

TAIZA NO NITRANGAN’ITY?

1. Tanàna taiza no nitrangan’ity zavatra ity?

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Tarsosy

Antiokia (any Syria)

Damaskosy

Jerosalema

◆ Iza no ao anatin’ilay sobika?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

◆ Nahoana izy no mandositra avy ao amin’ilay tanàna?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

Iaraha-midinika: Rahoviana ianao no tokony handositra ny toe-javatra sarotra? Tsy maintsy manao toy izany foana ve ny Kristianina? Nahoana ianao no mamaly toy izany?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Ampifandraiso amin’ny tsipika ny sary sy ny daty marina.

1513 T.K. 1512 1473 1450 468 455

2. Josoa 24:1-25

3. Eksodosy 32:1-6, 19

4. Ezra 8:1, 21, 31

IZA ÀRY AHO?

5. Vehivavy mpanjaitra aho; samy midika hoe “Gazela” ny anarako roa, ary natsangana tamin’ny maty aho.

IZA ÀRY AHO?

6. Nipetraka tany amoron-dranomasina aho, ary indray mandeha dia nandray vahiny nalaza, izay tia nanjono. Mitovy anarana izahay.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 8 Ahoana no tokony hitondran’ny lehilahy ny vadiny? (Kolosianina 3: ____)

Pejy 8 Inona no fomba tsara indrindra hiatrehana ny olana ara-panambadiana? (1 Petera 4: ____)

Pejy 15 Mipetraka any amin’ny toerana voafaritra iray ve Andriamanitra? (1 Mpanjaka 8: ____)

Pejy 25 Aiza no ahitanao ny torohevitra tsara indrindra momba ny asa? (Ohabolana 3: ____)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 13)

VALIN’NY PEJY 31

1. Damaskosy.—Asan’ny Apostoly 9:19, 25.

◆ Saoly, nantsoina hoe Paoly, tatỳ aoriana.—Asan’ny Apostoly 9:17-19.

◆ Tian’ny Jiosy hovonoina izy noho ny fitoriana nataony.—Asan’ny Apostoly 9:22-24.

2. 1450 T.K.

2. 1513 T.K.

4.. 468 T.K.

5. Tabita, na Dorkasy.—Asan’ny Apostoly 9:36-41.

6. Simona mpanao hoditra.—Asan’ny Apostoly 10:5, 6.