Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Jolay 2006

Ahoana no Hananana Tokantrano Sambatra?

Maro ny zavatra mitady handrava ny fanambadiana. Ho hitanao ato ireo toro lalana tena mandaitra sy mahasambatra ny ankohonanao. Haharitra ny tokantranonao raha ampiharinao izy ireo.

3 Haharitra Ihany ve ny Fanambadianareo?

6 Ahoana no Hananana Tokantrano Sambatra?

10 Tsy Maintsy Tafita Ilay Hafatra

14 Ny Fiheveran’ny Baiboly

Olona Tsy Hita Maso ve ny Fanahy Masina?

16 Nahoana no Masira ny Ranomasina?

19 Trondro Mampaharary

22 Manotra Zazakely Hoe?

23 Manontany ny Tanora Hoe...

Inona no Hataoko eo Amin’ny Fiainana?

29 Topy Maso Eran-tany

30 Avy Amin’ny Mpamaky

31 Ahoana no Havalinao?

32 Mety ho Sambatra ve ny Fianakaviana?

Namoy Fo Taloha Nefa Sambatra Izao 11

Nenjehin’ny eritreriny sady ketraka ny tovolahy iray. Ho hitanao ato fa lasa nilamin-tsaina tanteraka izy, noho ny Tenin’Andriamanitra.

Ilay ‘Manam-pahaizana Hadinon’i’ Grande-Bretagne 26

Anisan’ny nahay namoron-javatra indrindra tany Grande-Bretagne, ny lehilahy iray velona tamin’ny andron’i Isaac Newton. Hadinodino anefa izy teo amin’ny tantara. Fantaro ny antony.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Images courtesy of the Posner Memorial Collection, Carnegie Mellon University Libraries