Ahoana no Havalinao?
Ahoana no Havalinao?
INONA NO ITOVIAN’IZY IREO?
1. Asio boribory ny fisehoan-javatra voalaza eto, ka sady nitranga tamin’i Mosesy no nitranga tamin’i Jesosy.
Nantsoina hiala tany Ejipta
Saika novonoina ho faty tamin’izy zazakely
Nanome rano avy amin’ny vatolampy
Nifady hanina 40 andro
Nanangana ny maty
Nahantona teo amin’ny tsato-kazo
Nampanjavonin’i Jehovah ny fatiny
◆ Oviana i Mosesy no niseho sy nijoro teo anilan’i Jesosy?
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
◆ Iza koa no niseho niaraka taminy?
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․
▪ Iaraha-midinika: Nahoana koa i Jesosy no lazaina fa mpaminany toa an’i Mosesy?—Asan’ny Apostoly 3:22.
OVIANA NO NITRANGA IRETO?
Ampifandraiso amin’ny tsipika ny fisehoan-javatra tsirairay sy ny taona nitrangany.
1077 T.K. 940 teo ho eo 844 teo ho eo Nanomboka tamin’ny 778 Nanomboka tamin’ny 322
2. Isaia 1:1
3. Jona 1:14-16–2:1
IZA ÀRY AHO?
5. Namono ny havany ny zanako vavy mba handrombahana ny fanjakan’i Joda. Vadi-mpanjaka toa ahy koa izy, ary samy maty novonoin’olona izahay.
IZA ÀRY AHO?
6. Izaho no nanambara mialoha ny toerana hahaterahan’ny Mesia.
ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.
Pejy 11 Nahoana Andriamanitra no mihevitra ny ra ho masina? (Genesisy 9: ____)
Pejy 13 Mahazaka olona firy ny sambon’ny mpanjono tany Galilia tamin’ny taonjato voalohany? (Jaona 21: ____)
Pejy 24 Inona no vokany rehefa mitady izay hahasoa ny hafa alohan’ny an’ny tenantsika isika? (Ohabolana 11: ____)
Pejy 29 Ahoana no ahafantarantsika fa tsy lasa anjely any an-danitra ny olona rehefa maty? (Mpitoriteny 9: ____)
Ho An’ny Ankizy
Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.
(Valiny, pejy 27)
VALIN’NY PEJY 31
1. Nantsoina hiala tany Ejipta. Saika novonoina ho faty tamin’izy zazakely. Nifady hanina 40 andro. Nampanjavonin’i Jehovah ny fatiny.
◆ Nandritra ny fiovan-tarehy.—Matio 17:1-3.
◆ Elia.
2. Nanomboka tamin’ny 778 T.K.
3. 844 teo ho eo T.K.
4. 940 teo ho eo T.K.
5. Jezebela.
6. Mika.—Mika 5:1.