Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

INONA NO DISO AMIN’ITY SARY ITY?

Misy zavatra telo tsy araka ny fitantaran’ny Baiboly ao amin’ny Genesisy 3:1-5 eo. Inona avy izany?

1. ․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

2. ․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

3. ․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

Iaraha-midinika: Nahoana i Jehovah no nilaza tamin’i Adama sy Eva mba tsy hihinana tamin’ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy? Nahoana no tena ilaina ny mankatò ny didin’i Jehovah, araka ny hevitrao?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay asa famoronana sy ny “andro” nanombohan’izy io.

Andro 1 Andro 2 Andro 3 Andro 4 Andro 5 Andro 6 Day 7

4. Genesisy 1:14-16

5 Genesisy 1:24

6 Genesisy 1:20, 21

IZA ÀRY AHO?

7. Izaho no olona voalohany fantatra fa nanorina tanàna.

 

IZA ÀRY AHO?

8. Izaho no vehivavy voatonona anarana voalohany ao amin’ny Baiboly, taorian’i Eva.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 5 Inona no zavaboary fantatra tamin’ny andron’ny Baiboly hoe nahay nianika toerana avo? (Ohabolana 30: ____)

Pejy 9 Nahoana i Jehovah no mendrika ny hoderaina? (Apokalypsy 4: ____)

Pejy 20 Manaporofo inona ny fahalalana efa lasa lavitra hita ao amin’ny Genesisy? (2 Timoty 3: ____)

Pejy 25 Nataony ahoana tamin’ny “fotoany avy” ny zava-drehetra? (Mpitoriteny 3: ____)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 12)

VALIN’NY PEJY 31

1. I Eva no niresahan’ilay bibilava fa tsy i Adama.—Genesisy 3:1.

2. Efa nesorina avy tao amin’ny saha Edena i Adama sy Eva vao nanan-janaka.—Genesisy 4:1.

3. Nitanjaka i Adama sy Eva tamin’izy ireo tao amin’ilay zaridaina.—Genesisy 2:25.

4. “Andro” faha-4.—Genesisy 1:14-16, 19.

5. “Andro” faha-6.—Genesisy 1:24, 31.

6. “Andro” faha-5.—Genesisy 1:20, 21, 23.

7. Kaina.—Genesisy 4:17.

8. Ada.—Genesisy 4:19.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]

Boribory voalohany: Breck P. Kent; boribory faharoa: © Pat Canova/Index Stock Imagery