Loha Hevitra ato Anatiny
Loha Hevitra ato Anatiny
Septambra 2006
Laharana Manokana
Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?
Tsy maintsy nisy Mpamorona iray namolavola tokoa ve ny zava-drehetra, rehefa jerena ny firafitr’izy ireny?
Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Zavaboary? 4
Tamin’ny Alalan’ny Evolisiona Tokoa Ve? 9
Fanadinadinana Mpahay Simia 11
Milaza ny heviny momba ny evolisiona ny mpahay simia iray.
Tena Marina ve ny Evolisiona? 13
Manome karazany vaovao ve ny zavamaniry na biby matanjaka indrindra, na ny fiovan’ny fototarazo?
Diso ve ny Genesisy Rehefa Jerena ny Siansa? 18
Milaza tokoa ve ny Baiboly fa natao tao anatin’ny enina andro nisy 24 ora avy, izao rehetra izao?
Ny Antony Inoanay fa Misy ny Mpamorona 21
Manazava ny heviny ny mpahay siansa sy mpikaroka sasany.
Mahavariana ny Endriky ny Zavamaniry 24
Kisendrasendra ve ireo endrika miolikolika eo aminy?
Ahoana no Hanaporofoako fa Nisy Namorona Izao Rehetra Izao? 26
Fantaro izay azon’ny tanora atao mba hijoroana amin’ny finoany, any am-pianarana.
Zava-dehibe ve Izay Inoanao? 29
Misy vokany eo amin’ny fiainanao manontolo izany.
32 Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Dinôzôro: © Pat Canova/Index Stock Imagery