Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

FANTARO IREO ANJELY

Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay karazan’anjely sy ny sary mifanitsy aminy, ary valio ny fanontaniana avy eo.

Arkanjely

Iza no anarana ahafantarana an’ilay arkanjely?

Kerobima

Inona no nambenan’ireo kerobima tany Edena?

Serafima

Inona no teny ren’i Isaia nolazain’ireo serafima?

Anjely

Misy firy, fara fahakeliny, ny anjely?

1. ․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

2. ․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

3. ․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

4. ․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

Iaraha-midinika: Nahoana no lasa be herim-po kokoa ianao, rehefa mahafantatra momba ireo anjelin’i Jehovah?—2 Mpanjaka 6:15-17.

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Ampifandraiso amin’ny tsipika ny sary sy ny daty marina.

1761 T.K. 538 T.K. tany ho any Taona 33

1728 T.K. 455 T.K. tany ho any Taona 44

5. Asan’ny Apostoly 12:5-11

6. Genesisy 32:23-31

7. Daniela 6:23

IZA ÀRY AHO?

8. Tsy noraharahaiko ny fampitandreman’ilay anjely sy ny fitarainan’ilay ampondra.

IZA ÀRY AHO?

9. Izaho no nampita hafatra tamin’i Daniela sy Zakaria, ary ny renin’i Imanoela.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 4 Nahoana no toy ny mihinana tantely ny mijery tele? (Ohabolana 25:____)

Pejy 7 Nahoana isika no tokony hitandrina izay jerentsika ao amin’ny tele? (Ohabolana 13:____)

Pejy 11 Manao ahoana ny fikasan’ny olona iray rehefa maty izy? (Salamo 146:____)

Pejy 21 Ahoana no fiheveran’i Jehovah an’ireo tanora manana olana mifandray amin’ny sakafo? (Salamo 22:____)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 27)

VALIN’NY PEJY 31

1. Kerobima. “Ny lalana mankany amin’ny hazon’aina.”—Genesisy 3:24.

2. Arkanjely. Mikaela.—Joda 9.

3. Anjely. An-tapitrisany maro.—Daniela 7:10.

4. Serafima. “Masina, masina, masina Jehovah.”—Isaia 6:3, 6, 7. 5. Taona 44.

6. 1761 T.K.

7. 538 T.K. tany ho any.

8. Balama.

9. Gabriela.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]

Boribory eo afovoany: ©Alan Copson/Agency Jon Arnold Images/age fotostock