Loha Hevitra ato Anatiny
Loha Hevitra ato Anatiny
Novambra 2006
“Fa dia Nahoana Loatra?”
Olona tsy hita isa no mijaly noho ny loza araka ny natiora, ny fampihorohoroana, na loza hafa. Efa noeritreretinao ve ny antony amelan’Andriamanitra azy ireny hitranga? Mamaly izany ny Baiboly sady manome fampiononana sy fanantenana. Ho hitanao ato izany.
3 Ilay Fanontaniana Saro-baliana Indrindra
5 Nahoana Andriamanitra no Mamela ny Fijaliana Hisy?
9 Tena Tia Antsika Andriamanitra!
10 Ny Quakers sy ny “Fitondrana Masina”
13 “Lasa Mifandray Akaiky Kokoa Izahay Rehefa Miara-misakafo”
Ahoana no Hialako Amin’io Fahazarana Io?
21 Namonjy Ahy Tamin’ny Fahoriako Rehetra Izy
24 Mékong—Ilay Renirano Mahavariana
26 “Lamasinina Kely” Mazava Alina
30 Fialam-boly Be Mpitia Tamin’ny Taonjato Voalohany
Velona any Amin’ny Lohasahan’ny Fahafatesana 14
Anisan’ny toerana mafana indrindra eto an-tany izy io. Ho fantatrao ny fomba iveloman’ireo biby sy zavamaniry mahavariana an-jatony any.
Mahazo Manao Firaisana ve ny Olon-droa Tsy Mpivady, Raha Tena Mifankatia? 28
Tena tia sy mitady izay hahasoa ny olon-tiany ve ny olona iray raha manao firaisana aminy alohan’ny fanambadiana? Ahoana no fiheveran’Andriamanitra izany? Mamaly izany ny Baiboly.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
FONONY: Tondra-drano: © Tim A. Hetherington/Panos Pictures
PRAKASH SINGH/AFP/Getty Images