Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

TAIZA NO NITRANGAN’ITY?

1. Taiza i Jesosy no teraka?

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Betlehema [Zebolona]

Nazareta

Jerosalema

Betlehema (Efrata)

◆ Oviana i Jesosy no teraka, araka ny fantatra?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

◆ Firy ny mpanandro nitsidika an’i Jesosy?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

◆ Avy amin’iza ilay kintana nitarika ireo mpanandro ho eo amin’i Jesosy?

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․․

Iaraha-midinika: Mety ve ny hankalazana ny andro nahaterahan’i Jesosy ny 25 Desambra? Nahoana?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Ampifandraiso amin’ny tsipika ny sary sy ny daty marina.

706 T.K 607 537 455 66 A.K. 70

2. Nehemia 2:5-8, 18

3. 2 Mpanjaka 25:8-10

4. Lioka 21:20, 21

IZA ÀRY AHO?

5. Nanjary moana aho satria tsy nino ny tenin’i Gabriela.

IZA ÀRY AHO?

6. Izaho ilay mpaminanivavy nihaona tamin’i Jesosy tao amin’ny tempoly.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 11 Nahoana ny ray aman-dreny no azo lazaina fa manahaka an’i Jehovah, rehefa mametraka fitsipika araka ny antonony sy manao izay hampiharana izany? (Salamo 32:____)

Pejy 12 Inona no avoakan’ny adala? (Ohabolana 29:____)

Pejy 17 Inona no zavatra nampiasaina ho ohatra, mba hilazana ny fifanekena tsy miovaova? (Nomery 18:____)

Pejy 18 Nahoana isika no mila mitandrina rehefa misotro zava-pisotro misy alkaola? (Isaia 5:____)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 22)

VALIN’NY PEJY 31

1. Betlehema (Efrata).

◆ Volana Etanima (Septambra/Oktobra) 2 T.K.

◆ Tsy fantatra ny isany.

◆ Azo inoana fa i Satana.

2. 455 T.K.

3. 607 T.K.

4. 66 A.K.

5. Zakaria.—Lioka 1:18-23.

6. Ana.—Lioka 2:36-38.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]

Boribory eo ambany: ‘The Donkey Sanctuary’, Sidmouth, Devon, UK