Fanondroana Ireo Nomeraon’ny Mifohaza! 2006
Fanondroana Ireo Nomeraon’ny Mifohaza! 2006
BIBY SY ZAVAMANIRY
Ampondra, 12/06
Endriky ny Zavamaniry, 9/06
Ireny e... (gisa), 1/06
“Lamasinina Kely” Mazava Alina (kankana lamasinina), 11/06
Mouflon (ondridia), 3/06
Sponjy, 5/06
Voa Iray Nitety An’izao Tontolo Izao (kafe), 3/06
Vorondrano, 8/06
FAHASALAMANA SY FITSABOANA
Bobongolo Mahasoa Sady Manimba! 1/06
Fahanterana, 2/06
Manotra Zazakely Hoe? 7/06
Mpamonjy Voina any Londres, 3/06
Nahoana no Tena Sarobidy ny Ra? 8/06
Olona Nararin’ny SLA, 1/06
Toerana Fanamboarana Rantsambatana, 2/06
Trondro Mampaharary, 7/06
FIFANDRAISAN’NY OLOMBELONA
Efa Noresahinao Tamin’ny Zanakao Vavy ve ny Momba ny Fadimbolana? 5/06
Fitiavana, 3/06
“Lasa Mifandray Akaiky Kokoa Izahay Rehefa Miara-misakafo”, 11/06
Rehefa Ankizy no Maty, 1/06
Tokantrano Sambatra, 7/06
Zaza Sembana, 4/06
FIVAVAHANA
Fa dia Nahoana Loatra? 11/06
Halloween, 10/06
Iza moa i Jesosy? 12/06
Mikael Agricola (mpandika Baiboly), 1/06
Nitady ny Fahamarinana i Michel Servet, 5/06
Pèlerins sy Puritains, 2/06
Quakers, 11/06
Tamin’ny Alalan’ny Evolisiona Ve? 9/06
LAHATSORATRA SAMIHAFA
Fahasambarana, 4/06
Fakana Sary, 6/06
Fialam-boly Be Mpitia (Fanjakana Romanina), 11/06
Hanao Ahoana ny Hoavy? 1/06
Lasoà, 6/06
Mpangalatra Fiara, 10/06
Sambo Hita Tany Galilia, 8/06
Tele, 10/06
Zava-dehibe ve Izay Inoanao? 9/06
MANONTANY NY TANORA
Ahoana no Ataoko mba Tsy Handratrako Tena Intsony? 2/06
Ahoana no Azo Anampiana ny Sahirana? 8/06
Ahoana no Hahaizako Mitsitsy Vola? 6/06
Ahoana no Hanaporofoana fa Nisy Namorona Izao Rehetra Izao? 9/06
Ahoana no Handavako Tsy Hanao na Hiresaka Firaisana? 3/06
Ahoana no Hialako Amin’io? (fikasikasihana ny filahiana na fivaviana), 11/06
Fifandraisana Amin’ny Mpiara-mianatra, 4/06
Inona no Hataoko eo Amin’ny Fiainana? 7/06
Nahoana Aho no Mandratra Tena? 1/06
Nahoana Aho no Mila Mamaky Teny? 5/06
Nahoana Aho no Voafehifehy Loatra? 12/06
Olana Mifandray Amin’ny Sakafo, 10/06
NY FIHEVERAN’NY BAIBOLY
Afaka Manampy ny Maty ve Ianao? 10/06
Diso ve ny Genesisy Rehefa Jerena ny Siansa? 9/06
Inona no Soa Azon’ny Olona Tia Fihavanana? 5/06
Iray Ihany ve ny Andriamanitra Marina? 2/06
Lasa Anjely ve ny Olona Rehefa Maty? 8/06
Mahazo Manao Firaisana ve ny Olon-droa Tsy Mpivady, Raha Tena Mifankatia? 11/06
Maty teo Amin’ny Lakroa ve i Jesosy? 4/06
Nahoana no Tokony Hitady Tari-dalana ao Amin’ny Baiboly? 1/06
Olona Tsy Hita Maso ve ny Fanahy Masina? 7/06
Ota Voalohany, 6/06
Toaka, 12/06
Zanak’Andriamanitra ve i Jesosy? 3/06
SIANSA
Antony Inoanay fa Misy ny Mpamorona, 9/06
Fanadinadinana Mpahay Simia, 9/06
Ho Velona Firy Taona Ianao? 5/06
Liomena, 1/06
“Manam-pahaizana Hadino” (Robert Hooke), 7/06
Nahoana no Masira ny Ranomasina? 7/06
Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? 9/06
Tena Marina ve ny Evolisiona? 9/06
TANTARAM-PIAINANA
‘Hitsambikina Tahaka ny Diera’ Aho (F. Abbatemarco), 8/06
Namonjy Ahy Tamin’ny Fahoriako Rehetra Izy (J. François), 11/06
Namoy Fo Taloha Nefa Sambatra Izao (V. González), 7/06
Nianatra Nitoky Tamin’Andriamanitra Aho (E. Toom), 4/06
‘Te Hanompo An’Andriamanitra Aho Alohan’ny Hahafatesako’ (M. Free), 3/06
Tiany ny Zavatra Nianarany (S. Seymour), 12/06
Toa An’ilay Zanaka Adala Aho Taloha (M. Sunday), 12/06
Zakako ny Aretiko Noho ny Finoako (J. Stuart), 1/06
TANY SY FIRENENA
Alhambra (Espaina), 2/06
Calypso—Vako-drazana Mampiavaka An’i Trinité, 12/06
“Dadabe Tamise” (renirano, Angletera), 2/06
Lohasahan’ny Fahafatesana (Kalifornia, Etazonia), 11/06
Mékong (renirano, Azia), 11/06
Mikael Agricola—“Lehilahy Nitondra Fanovana” (Failandy), 1/06
Nahita Mouflon Izahay! (Chypre), 3/06
Nosy Kanto Feno Fasika (Nosy Fraser, Aostralia), 3/06
Rôma (Gypsies), 10/06
Tchernobyl (Ukraine), 4/06
Tetezana Fidirana any Londres, 10/06
Tsy Maintsy Tafita Ilay Hafatra (Incas), 7/06
“Zanaky ny Ray Aman-dreny Madio Indrindra” (sira, Brezila), 12/06
Zaridaina Tena Tsara Tarehy (Goadelopy; Martinika), 5/06
TOE-DRAHARAHA ERAN-TANY
Fampihorohoroana, 6/06
VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Ankizy Nanam-pinoana (voan’ny kansera), 8/06
Fanarahana Fampitandremana (Rivo-doza Katrina), 6/06
Fanomezana Tena Nankasitrahana (boky Mpampianatra Lehibe), 12/06
Fivoriambe “Akaiky ny Fanafahana!” 6/06
“Mankalaza ny Fetin’i Renibe ve Ianao?” 12/06
Nanampy Tanora Nanan-java-manahirana, 10/06
“Nogadraina Noho ny Finoany” (Auschwitz), 4/06
Ry Mpamaky (Mifohaza!), 1/06
“Tena Tsara” (bokikely Tany Soa), 2/06
“Tena Tsara Ilay Izy” (boky Ampianarina), 11/06