Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Loha Hevitra ato Anatiny

Desambra 2006

Iza moa i Jesosy?

Ahoana no iheveran’ny mpahay tantara an’i Jesosy? Nahoana izy no lehilahy niavaka indrindra? Nahoana izany no tokony ho zava-dehibe amintsika?

3 Ny Lehilahy Niavaka Indrindra Hatramin’izay

4 Nahoana Izy no Tena Miavaka?

7 Inona no Hataon’i Jesosy?

10 Manontany ny Tanora Hoe...

Nahoana Aho no Voafehifehy Loatra?

16 “Zanaky ny Ray Aman-dreny Madio Indrindra”

20 “Mankalaza ny Fetin’ny Renibe ve Ianao?”

21 Tiany ny Zavatra Nianarany

24 Calypso—Vako-drazana Mampiavaka An’i Trinité

26 Hanao Ahoana ny Fiainana Raha Tsy Misy Ampondra?

28 Avy Amin’ny Mpamaky

29 Topy Maso Eran-tany

30 Fanondroana Ireo Nomeraon’ny Mifohaza! 2006

31 Ahoana no Havalinao?

32 Fanomezana Iray Tena Nankasitrahana

Toa An’ilay Zanaka Adala Aho Taloha 13

Nikomy tamin’ny ray aman-dreniny kristianina ny tanora iray. Inona no nahatonga azy hiova sy hiverina tamin’i Jehovah indray?

Ratsy ve ny Misotro Toaka? 18

Lazain’ny Baiboly ny voka-dratsin’ny zava-pisotro misy alkaola. Mety àry ve ny misotro azy ireny?