Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

HAZAVAO NY FANOHARANA

1. Misy fanoharan’i Jesosy ao amin’ny Matio 18:23-35. Inona no nangatahin’ilay mpanompo mba hataon’ilay mpanjaka, ao amin’io fanoharana io?

․․․․․

2. Nataon’ilay mpanompo voalohany ahoana ilay mpanompo namany?

․․․․․

3. Nahoana no tezitra tamin’ilay mpanompo voalohany ilay mpanjaka?

․․․․․

◼ Iaraha-midinika: Oviana ianao no namela heloka farany? Fa naninona ilay olona no nahasosotra anao? Nahoana ianao no namela ny helony?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Lazao ny anaran’ny olona nanoratra ny boky ao amin’ny Baiboly voalaza eto ambany, ary ampifandraiso amin’ny tsipika ny boky sy ny daty nahavitany.

1657 T.K.

1513 T.K. 1100 T.K. tany ho any Taona 56 tany ho any Taona 61 tany ho any

4. Genesisy

5. Mpitsara

6. Asan’ny Apostoly

IZA ÀRY AHO?

7. Nanjary firenena roa ireo zaza kambana naterako.

IZA ÀRY AHO?

8. Tsy voafidy ho apostoly aho rehefa natao ny antsapaka.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 3 Inona avy ny olana ara-pahasalamana ho voavaha tsy ho ela? (Isaia 35:․․․)

Pejy 11 Nahoana ianao no mino fa mety ho salama foana ny olona? (Lioka 18:․․․)

Pejy 20 Firy ny refin’ny sambofiaran’i Noa? (Genesisy 6:․․․)

Pejy 30 Inona avy ny zavatra tokony hohalavirinao, sy ny toetra tokony hiezahanao hananana, raha mieritreritra ny hanambady ianao? (Efesianina 4:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 26)

VALIN’NY PEJY 31

1. Hangoraka azy sy hahafoy ny trosany.

2. Nampidiriny tany am-ponja izy.

3. Satria tsy nangoraka izy.

4. Mosesy, 1513 T.K.

5. Samoela, 1100 T.K. tany ho any.

6. Lioka, taona 61 tany ho any.

7. Rebeka.—Genesisy 25:21-23.

8. Barsabasy.—Asan’ny Apostoly 1:23-26.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 31

Boribory afovoany: Scott Bauer/Agricultural Research Service, USDA