Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

IZA NO NILAZA IRETO TENY IRETO?

Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay teny sy ilay olona nilaza azy.

Davida

Jesosy

Solomona

Paoly

1. “Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena.”

2. “Araka izay tianareo hataon’ny olona aminareo no ataovy aminy koa.”

3. “Tsy ho levona mandrakizay ny fitiavana.”

4. “Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho.”

Iaraha-midinika: Inona no zavatra hafa fantatrao momba ireo olona ireo?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Iza no nanoratra ireo boky ao amin’ny Baiboly ireo? Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay boky sy ny daty mety ho nahavitana ny fanoratana azy.

1450 T.K. 1090 T.K. 1078 T.K. 36 A.K. 56 A.K.

5. Josoa

5. Rota

7. Romanina

IZA ÀRY AHO?

8. Izaho no nilaza mialoha fa vehivavy no hamono an’i Sisera.

IZA ÀRY AHO?

9. Nanao vivery ny ainay izahay sy Akoila vadiko, mba hamonjena an’i Paoly.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 6 Inona no tsy maintsy ataon’ny olona iray, raha te ho mpanara-dia an’i Kristy izy? (Lioka 9:․․․)

Pejy 7-8 Inona no nolazain’ny apostoly Paoly fa hitranga amin’ny fiangonana kristianina rehefa lasa izy? (Asan’ny Apostoly 20:․․․)

Pejy 13 Ataon’i Satana ahoana ny sain’ny olona maro? (2 Korintianina 4:․․․)

Pejy 28 Inona no lazain’ny Baiboly momba ny firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy? (Romanina 1:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 20)

VALIN’NY PEJY 31

1. Solomona.—Ohabolana 9:10.

2. Jesosy.—Lioka 6:31.

3. Paoly.—1 Korintianina 13:8.

4. Davida.—Salamo 23:1.

5. Josoa, 1450 T.K.

6. Samoela, 1090 T.K.

7. Paoly, 56 A.K.

8. Debora.—Mpitsara 4:4, 9.

9. Priska, na Prisila.—Romanina 16:3, 4.