Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

TAIZA NO NITRANGAN’ITY?

1. Taiza no nanaovana ny Sakafo Harivan’ny Tompo voalohany?

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Nazareta

Jeriko

Jerosalema

Betlehema

◆ Inona no mifanitsy amin’ilay mofo tsy misy lalivay?

․․․․․

◆ Inona no mifanitsy amin’ilay divay mena?

․․․․․

Iaraha-midinika: Inona no tsarovana amin’ny Sakafo Harivan’ny Tompo? Inona no itiavanao an’io fotoana io?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Iza no nanoratra ireo boky ao amin’ny Baiboly ireo? Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay boky sy ny daty nahavitany.

1077 T.K. 1040 T.K. 580 T.K. 55 A.K. 66 A.K.

2. 2 Samoela

3. 2 Mpanjaka

4. 2 Korintianina

IZA ÀRY AHO?

5. Naka rano ho ahy ny namako, nefa noheveriko ho toy ny ra ilay izy, ka nararako tamin’ny tany.

IZA ÀRY AHO?

6. Nilaza ny olona sasany fa ahy izy ireo, ny hafa nilaza fa an’i Paoly, na an’i Apolosy, na an’i Kristy.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 8 Inona no ilaintsika hofantarina tsara? (Filipianina 1:․․․)

Pejy 9 Inona no tokony hataonao mba ho hendry? (Ohabolana 13:․․․)

Pejy 20 Iza no ho lehibe indrindra ao amin’ny “fanjakan’ny lanitra”? (Matio 18:․․․)

Pejy 29 Iza no tsy handova ilay Fanjakana? (Efesianina 5:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 19)

VALIN’NY PEJY 31

1. Jerosalema.—Matio 21:10, 17, 18; 26:17-19.

◆ Vatan’i Jesosy.—Matio 26:26.

◆ Ran’i Jesosy.—Matio 26:27, 28.

2. Gada, Natana, 1040 T.K.

3. Jeremia, 580 T.K.

4. Paoly, 55 A.K.

5. Davida.—2 Samoela 23:15-17.

6. Kefasy, na Petera.—Jaona 1:42; 1 Korintianina 1:12.