Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

HAZAVAO NY FANOHARANA

Milazà olona telo misongadina ao amin’ny fanoharan’i Jesosy, ao amin’ny Lioka 10:29-37. Soraty eto ambany ny valin-teninao.

1. ․․․․․․

2. ․․․․․․

3. ․․․․․․

Iaraha-midinika: Inona no tianao amin’ny toetran’ilay Samaritanina sy ny zavatra nataony? Inona no tokony hataonao mba ho tena namana ianao?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Iza no nanoratra ireo boky ao amin’ny Baiboly ireo? Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay boky sy ny daty tokotokony ho nahavitany.

537 T.K. 460 455 50-52 A.K. 66-70 A.K.

4. 2 Tantara

5. Ezra

6. Galatianina

IZA ÀRY AHO?

7. Naka saina tamin’ny zokiolona sy ny tovolahy aho. Ny tenin’ireo tovolahy anefa no narahiko.

IZA ÀRY AHO?

8. Izaho no mifanitsy amin’i Jerosalema sy ny fifanekena natao teo amin’ny Tendrombohitra Sinay, araka ny fanazavan’i Paoly.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 9 Toa an’i Noa, hanao ahoana ireo olona manompo an’Andriamanitra? (2 Petera 2:․․․)

Pejy 10 Inona no ho lovan’ny marina? (Salamo 37:․․․)

Pejy 12 Ahoana no anindrianao ny fahatezeranao, raha ampitahaina amin’ny hafa ianao? (Ohabolana 19:․․․)

Pejy 26 Inona no tokony hataontsika raha te ho naman’i Jesosy isika? (Jaona 15:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 29)

VALIN’NY PEJY 31

1. Mpisorona.

2. Levita.

3. Samaritanina.

4. Ezra, tamin’ny 460 T.K.

5. Ezra, tamin’ny 460 T.K.

6. Paoly, tamin’ny 50-52 A.K.

7. Rehoboama.—2 Tantara 10:3-14.

8. Hagara.—Galatianina 4:22-25.