Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

TAIZA NO NITRANGAN’ITY?

1. Taiza no nitrangan’io amin’ny sary io?

Asio boribory ny valin-teninao eo amin’ny sarintany.

Jopa

Jerosalema

Askelona

Gaza

◆ Inona no nahatonga an’i Samsona ho any amin’ny tempolin’ny Filistinina?

․․․․․․

◆ Nahoana i Samsona no natanjaka be?

․․․․․․

Iaraha-midinika: Inona no ianaranao momba an’i Jehovah avy amin’io fitantarana io?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Iza no nanoratra ireo boky ao amin’ny Baiboly ireo? Ampifandraiso amin’ny tsipika ilay boky sy ny daty tokotokony ho nahavitany.

475 T.K. 455 T.K. 443 T.K. 60-61 A.K. 65-66 A.K.

2. Nehemia

3. Estera

4. Efesianina

IZA ÀRY AHO?

5. Nanao fanasana aho, ary tsy nety niala tao, na dia nampanantsoin’ny mpanjaka aza.

IZA ÀRY AHO?

6. Nangataka anay sy Onesimosy i Paoly mba hitondra taratasy ho any Efesosy sy Kolosia.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 7 Milazà fanomezana iray avy amin’Andriamanitra. (Mpitoriteny 3:․․․)

Pejy 10 Inona no ampanantenain’Andriamanitra ny mahantra? (Salamo 9:․․․)

Pejy 13 Inona no antony iray mahatonga ny zavatra tsara na ny zava-dratsy hitranga? (Mpitoriteny 9:․․․)

Pejy 19 Inona no ilainao hofantarina amin’ny olona iray kasainao ho vadinao? (1 Petera 3:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 28)

VALIN’NY PEJY 31

1. Gaza—Mpitsara 16:21-30.

◆ Nanao zavatra nahatonga azy tsy ho Nazirita intsony i Samsona.

◆ I Jehovah no nanome hery azy.—Mpitsara 16:28.

2. Nehemia, taorian’ny 443 T.K.

3. Mordekay, 475 T.K.

4. Paoly, 60-61 A.K.

5. Vasty.—Estera 1:9-12.

6. Tykiko.—Efesianina 6:21, 22; Kolosianina 4:7-9.