Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

HAZAVAO NY FANOHARANA

1. Inona no nataon’ny zanakalahy iray tamin’ny lovany, araka ny hita ao amin’ilay fanoharan’i Jesosy ao amin’ny Lioka 15:11-32?

․․․․․․

2. Nanao ahoana ny fihetseham-pon’ilay ray, rehefa nahita ny zanany lahy nibebaka?

․․․․․․

3. Nanao ahoana ny fihetseham-pon’ilay zanakalahy hafa, rehefa nahita ny fomba nitondrana ny rahalahiny?

․․․․․․

◼ Iaraha-midinika: Nahoana i Jehovah no mitovy amin’ilay ray ao amin’io fanoharana io? Ahoana no fahitanao ny zavatra nataon’ilay zanakalahy nijanona tao amin-drainy?

OVIANA NO NITRANGA IRETO?

Lazao ny anaran’ny olona nanoratra ny boky ao amin’ny Baiboly voalaza eto ambany, ary ampifandraiso amin’ny tsipika ny boky sy ny daty nahavitany.

1513 T.K. 1473 T.K. 460 T.K. Taona 55-56 Taona 60-61

4. Joba

5. Salamo

6. Kolosianina

IZA ÀRY AHO?

7. Nahazo fahitana avy tamin’ny fanahy ratsy aho. Nihevitra aho taorian’izay, fa tsy matoky ny mpanompony Andriamanitra.

IZA ÀRY AHO?

8. Avy any Kolosia aho, ary nikely aina nivavaka ho an’ny fiangonana tany Laodikia sy Hierapolia.

ATO AMIN’ITY GAZETY ITY

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

Pejy 5 Nahoana no tsy fahendrena ny mitoky amin’ny fontsika? (Jeremia 17:․․․)

Pejy 7 Inona no soa raisintsika avy amin’ny lalàn’i Jehovah sy ny fampahatsiahivany? (Salamo 19:․․․)

Pejy 11 Inona no tokony hasiantsika fiheverana manokana? (Filipianina 2:․․․)

Pejy 20 Ahoana no anaporofoantsika fa tia an’Andriamanitra isika? (1 Jaona 5:․․․)

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

(Valiny, pejy 27)

VALIN’NY PEJY 31

1. Nandanilany foana izany tamin’ny filibana.—Lioka 15:11-13.

2. Onena azy izy.—Lioka 15:20-24.

3. Feno fialonana sy lolompo izy.—Lioka 15:25-30.

4. Mosesy, 1473 T.K.

5. Davida, ny zanak’i Kora, Hemana, Asafa (sy ny ankohonany), Mosesy, Solomona, Etana, ary angamba nisy olon-kafa koa, 460 T.K.

6. Paoly, taona 60-61

7. Elifaza.—Joba 4:1, 13-18.

8. Epafra.—Kolosianina 4:12, 13.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]

Sary ao anaty boribory ambany indrindra: Tourism Western Australia